Psalms 104:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatonga haizina Ianao dia tonga ny alina ka mivezivezy ny biby rehetra any an’ala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampiavy ny haizina Izy, ka alina ny andro, dia mihetsiketsika miaraka amin’izay ny biby rehetra any an’ala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Arosonao ny haizina, dia tonga ny alina izay hihetsiketsehan’ny biby rehetra ao an’ala.
Malagasy Bible 1865
Mahatonga aizina Hianao, dia tonga ny alina, Ka mivezivezy ny biby rehetra any an'ala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatonga haizina Ianao dia tonga ny alina ka mivezivezy ny biby rehetra any an’ala;
malagasy
Mahatonga aizina Hianao, dia tonga ny alina, Ka mivezivezy ny biby rehetra any an'ala;