Psalms 104:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mierona maniry remby ny liona tanora ka mitady ny haniny avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mierona maniry toha, ny liona tanora, mangataka ny haniny amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manerona ny liona tanora manenjika ny hazany: mitaky sakafo aminao Andriamanitra izy.
Malagasy Bible 1865
Ny liona tanora mierona maniry toha Ka mitady ny haniny avy amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mierona maniry remby ny liona tanora ka mitady ny haniny avy amin’Andriamanitra.
malagasy
Ny liona tanora mierona maniry toha Ka mitady ny haniny avy amin'Andriamanitra.