Psalms 104:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miposaka ny masoandro dia miverina ireny ary ao an-davany no amitsahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miposaka ny masoandro dia mihataka ireny ka lasa mamitsaka any an-davany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony miposaka ny masoandro, dia midify ireny ka lasa misitrika any an-davany any.
Malagasy Bible 1865
Miposaka ny masoandro, dia miverina ireny, Ary ao an-davany no amitsahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miposaka ny masoandro dia miverina ireny ary ao an-davany no amitsahany.
malagasy
Miposaka ny masoandro, dia miverina ireny, Ary ao an-davany no amitsahany.