Psalms 104:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre ny hamaroan’ny asanao, TOMPO ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; henika ny zavatra nataonao ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory ity hamaroan’ny asanao, ry Iaveh; nataonao tamim-pahendrena izy rehetra. Henika ny harenao ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey ity hamaroan’ny asanao, TOMPO ô! Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra: henika ny zava-boaarinao ny tany!
Malagasy Bible 1865
Endrey ny hamaroan'ny asanao, Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre ny hamaroan’ny asanao, TOMPO ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; henika ny zavatra nataonao ny tany.
malagasy
Endrey ny hamaroan'ny asanao, Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao ny tany. [Na: ny harenao]