Psalms 104:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any no alehan’ny sambo sy ny leviatana izay noforoninao mba hilalao any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivezivezy ao ny sambo, mbamin’i Leviatàna nataonao hilalao eo amin’ny onja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ao no mivezivezy ny sambo; ao koa i Leviatàna, ilay trozona namboarinao ho tsilalaonao.
Malagasy Bible 1865
Any no alehan'ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any no alehan’ny sambo sy ny leviatana* izay noforoninao mba hilalao any.
malagasy
Any no alehan'ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.[Na: holaolaovinao]