Psalms 104:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo dia miandry Anao mba homenao ny haniny amin’ny fotoanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy rehetra miandry Anao, hanome ny haniny amin’ny fotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra ireny dia miankina aminao, mba hanome hanina azy ara-potoana.
Malagasy Bible 1865
Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin'ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo dia miandry Anao mba homenao ny haniny amin’ny fotoanany.
malagasy
Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin'ny fotoany.