Psalms 104:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manome Ianao dia manangona izy; manokatra ny tananao Ianao dia voky ny soa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manome azy Ianao, dia mandray izy; manokatra ny tananao Ianao, dia voky ny soa avy aminao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manome Ianao, dia mandray izy; raha sokafanao ny tananao, dia voky zava-tsoa izy.
Malagasy Bible 1865
Manome Hianao, dia manangona izy; Manokatra ny tananao Hianao, dia voky ny soa izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manome Ianao dia manangona izy; manokatra ny tananao Ianao dia voky ny soa izy.
malagasy
Manome Hianao, dia manangona izy; Manokatra ny tananao Hianao, dia voky ny soa izy;