Psalms 104:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manafina ny tavanao Ianao dia raiki-tahotra izy; alainao indray ny ainy dia maty izy ka mody any amin’ny vovoka nanalana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manafina ny Tavanao Ianao, dia raiki-tahotra izy; alànao indray ny fofon’ainy, dia maty izy, ka miverina indray any amin’ny vovoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lavinao ny hijery azy, dia mitebiteby izy; raha alainao ny ainy, dia maty izy ka miverina ho vovoka indray.
Malagasy Bible 1865
Manafina ny tavanao Hianao, dia raiki-tahotra izy; Alainao indray ny ainy, dia maty izy Ka mody any amin'ny vovoka nanalana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manafina ny tavanao Ianao dia raiki-tahotra izy; alainao indray ny ainy dia maty izy ka mody any amin’ny vovoka nanalana azy.
malagasy
Manafina ny tavanao Hianao, dia raiki-tahotra izy; Alainao indray ny ainy, dia maty izy Ka mody any amin'ny vovoka nanalana azy,