Psalms 104:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mametraka ny rairain-drihan’ny tranony amin’ny rano Izy sady manao ny rahona matevina ho kalesiny ka mandeha amin’ny elatry ny rivotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorina ny fonenany amin’ny ranon’ny lanitra, manao ny rahona ho kalesiny; mandeha amin’ny elatry ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nametraka rihana hataonao fonenana any ankoatran’ny rano ambony any. Nataonao kalesy ny rahona hisosanao amin’ny elatry ny rivotra;
Malagasy Bible 1865
Ary mametraka ny rairain-drihan'ny tranony amin'ny rano, Sady manao ny rahona matevina ho kalesiny ka mandeha amin'ny elatry ny rivotra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mametraka ny rairain-drihan’ny tranony amin’ny rano Izy sady manao ny rahona matevina ho kalesiny ka mandeha amin’ny elatry ny rivotra.
malagasy
Ary mametraka ny rairain-drihan'ny tranony amin'ny rano, Sady manao ny rahona matevina ho kalesiny ka mandeha amin'ny elatry ny rivotra,