Psalms 104:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maniraka ny Fanahinao Ianao dia ary izy ary manavao ny velaran’ny tany Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maniraka ny fofon’ainao Ianao, dia àry ireny; ary manavao ny tarehin’ny tany Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alefanao ny Fanahinao, dia ary indray ireo ka mihavao ny zavatra rehetra eto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Maniraka ny Fanahinao Hianao, dia ary izy, Ary manavao ny tarehin'ny tany Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maniraka ny Fanahinao Ianao dia ary izy ary manavao ny velaran’ny tany Ianao.
malagasy
Maniraka ny Fanahinao Hianao, dia ary izy, Ary manavao ny tarehin'ny tany Hianao.