Psalms 104:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho mandrakizay anie ny voninahitry NY TOMPO; aoka hifaly amin’ny asany NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haharitra mandrakizay anie ny voninahitr’i Iaveh! hifaly amin’ny asany anie i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ho mandrakizay anie ny voninahitrao ary aoka Ianao hifaly amin’ny asa vitanao!
Malagasy Bible 1865
Ho mandrakizay anie ny voninahitr'i Jehovah; Aoka Jehovah hifaly amin'ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho mandrakizay anie ny voninahitry NY TOMPO; aoka hifaly amin’ny asany NY TOMPO.
malagasy
Ho mandrakizay anie ny voninahitr'i Jehovah; Aoka Jehovah hifaly amin'ny asany.