Psalms 104:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereny ny tany dia mihorohoro; tendren’ny tanany ny tendrombohitra dia midona-tsetroka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery ny tany Izy dia mihorohoro io; manendry ny tendrombohitra Izy dia midonaka ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa jerenao ny tany, dia mihorohoro; tendrenao ny tendrombohitra, dia midona-tsetroka.
Malagasy Bible 1865
Jereny ny tany, dia mihorohoro; Tendren'ny tànany ny tendrombohitra, dia midonaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereny ny tany dia mihorohoro; tendren’ny tanany ny tendrombohitra dia midona-tsetroka.
malagasy
Jereny ny tany, dia mihorohoro; Tendren'ny tànany ny tendrombohitra, dia midonaka.