Psalms 104:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihira ho an’NY TOMPO aho raha mbola velona koa; hankalaza an’Andriamanitro aho raha mbola miaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrako ny mihira ho an’i Iaveh, ny andro rehetra iainako, sy mankalaza ny Andriamanitro raha mbola misy koa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, hohiraiko Ianao mandritra ny fiainako manontolo ary hankalazaiko amin-tsalamo raha mbola velona aina koa aho.
Malagasy Bible 1865
Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihira ho an’NY TOMPO aho raha mbola velona koa; hankalaza an’Andriamanitro aho raha mbola miaina.
malagasy
Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina.