Psalms 104:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho maminy anie ny fisainako Azy; izaho no hifaly amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho sitrany anie ny hirako, fa izaho, dia i Iaveh no nataoko fifaliako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ho sitrakao anie ny tononkaloko fa noho ny aminao no ifaliako!
Malagasy Bible 1865
Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho maminy anie ny fisainako Azy; izaho no hifaly amin’NY TOMPO.
malagasy
Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin'i Jehovah.Ho lany ringana tsy ho etỳ amin'ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho etỳ intsony. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia.