Psalms 104:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho lany ringana tsy ho etỳ amin’ny tany ny mpanota ary tsy ho etỳ intsony ny ratsy fanahy. Misaora NY TOMPO, ry fanahiko. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fongotra eto an-tany anie ny mpanota, ary tsy hisy intsony ny ratsy fanahy! Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko, Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fongotra amin’ny tany kosa anie ny mpanota, ary tsy hisy intsony ny olon-dratsy! Eny, aoka hisaotra ny TOMPO aho! Haleloià.
Malagasy Bible 1865
Ho lany ringana tsy ho etỳ amin'ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho etỳ intsony. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho lany ringana tsy ho etỳ amin’ny tany ny mpanota ary tsy ho etỳ intsony ny ratsy fanahy. Misaora NY TOMPO, ry fanahiko. Haleloia*.
malagasy
Ho lany ringana tsy ho etỳ amin'ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho etỳ intsony. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia.