Psalms 104:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao ny rivotra ho irany Izy ary ny lelafo ho mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao ny rivotra ho irany, ary ny lelafo ho mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nataonao haingam-pandeha toy ny rivotra ny anjelinao, nataonao mirehidrehitra toy ny tselatra ny mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Ary manao ny rivotra ho irany Sy ny lelafo ho mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao ny rivotra ho irany Izy ary ny lelafo ho mpanompony.
malagasy
Ary manao ny rivotra ho irany Sy ny lelafo ho mpanompony.[Na: Manao ny anjeliny ho rivotra Ary ny mpanompony ho lelafo]