Psalms 104:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina ny tany teo ambonin’ny fanorenany Izy mba tsy hihetsehany mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorona ny tany eo amin’ny fanorenany Izy, ka tsy mihetsiketsika mandrakizay io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanorina ny tany teo ambony fanorenany Ianao mba tsy hihetsehany mandrakizay mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Nanorina ny tany tambonin'ny fanorenany Izy, Mba tsy hihetseha-ny mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina ny tany teo ambonin’ny fanorenany Izy mba tsy hihetsehany mandrakizay doria.
malagasy
Nanorina ny tany tambonin'ny fanorenany Izy, Mba tsy hihetseha-ny mandrakizay doria.