Psalms 104:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; nandifotra ny tendrombohitra ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahodidinao azy, toy ny lamba, ny rano lalina, ka saron’ny rano ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ranobe tamin’izay no toa lamba narakotrao azy ka nandifotra ny tampon-tendrombohitra aza.
Malagasy Bible 1865
Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; Nandifotra ny tendrombohitra aza ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; nandifotra ny tendrombohitra ny rano.
malagasy
Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; Nandifotra ny tendrombohitra aza ireny.