Psalms 104:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny teny mafy nataonao dia nandositra ny tendrombohitra, noho ny feon’ny kotrokoranao dia nirifatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy nandositra teo anoloan’ny fanandrinanao ireny, lasa nirifatra aman-tahotra noho ny feon’ny kotrok’oranao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, noho ny fandrahonanao, dia nandositra ny rano; noho ny feon’ny kotrokoranao, dia nirifatra ireny
Malagasy Bible 1865
Noho ny teny mafy nataonao dia nandositra ny tendrombohitra, Noho ny feon'ny kotrokoranao dia nirifatra izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny teny mafy nataonao dia nandositra ny tendrombohitra, noho ny feon’ny kotrokoranao dia nirifatra izy.
malagasy
Noho ny teny mafy nataonao dia nandositra ny tendrombohitra, Noho ny feon'ny kotrokoranao dia nirifatra izy