Psalms 104:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha, ho any amin’izay namboarinao hitoerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitranga ny tendrombohitra, nilempona ny lohasaha, teo amin’ny toerana voatendrinao ho azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nihoarany ny tendrombohitra ary nidinany ny lohasaha mba hankanesany any amin’ny toerana izay efa naraikitrao ho azy.
Malagasy Bible 1865
Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha ho any amin'izay namboarinao hitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha, ho any amin’izay namboarinao hitoerany.
malagasy
Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha ho any amin'izay namboarinao hitoerany.