Psalms 104:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nasianao fetra tsy hihoarany izy mba tsy hiverina hanarona ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanisy faritra tsy hihoaran’ny rano Ianao, ka tsy hiverina hanarona ny tany intsony ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanisy faritra tsy azony hihoarana Ianao mba tsy hiverenany hanarona ny tany intsony.
Malagasy Bible 1865
Efa nasianao fetra tsy hihoarany izy Mba tsy hiverina hanarona ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nasianao fetra tsy hihoarany izy mba tsy hiverina hanarona ny tany.
malagasy
Efa nasianao fetra tsy hihoarany izy Mba tsy hiverina hanarona ny tany.