Psalms 105:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO, miantsoa ny anarany; ampahafantaro any amin’ny firenena ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalazà an’i Iaveh, miantsoa ny Anarany; ampahafantaro eny amin’ny firenena ny asa lehibe nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo: ataovy antso avo ny lazany, ampahafantaro ny firenen-kafa ny asany lehibe.
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO, miantsoa ny anarany; ampahafantaro any amin’ny firenena ny asany.
malagasy
[Fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra noho ny asany mahagaga tamin'ny nitondrany ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta] Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.