Psalms 105:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naoriny ho lalàna izany, tamin’i Jakôba, ary ho fanekena mandrakizay tamin’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ka ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,
Malagasy Bible 1865
Izay naoriny ho lalana ho an'i Jakoba, Sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
malagasy
Izay naoriny ho lalana ho an'i Jakoba, Sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,