Psalms 105:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nilazany hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho anjara lovanareo voazara tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nataony hoe: «Homeko anao ny tany Kanaana, ho anjara lovanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony Andriamanitra nilaza hoe: «Homeko anao ny tany Kanahàna ho anjara lova ho anao sy ny taranakao.»
Malagasy Bible 1865
Ka nataony hoe: Homeko anao ny tany Kanana, Ho lovanareo voazara amin'ny famolaina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nilazany hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho anjara lovanareo voazara tsara.
malagasy
Ka nataony hoe: Homeko anao ny tany Kanana, Ho lovanareo voazara amin'ny famolaina,