Psalms 105:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola olom-bitsy izy ireo tamin’izany; eny, vitsy sady vahiny tao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola olom-bitsy izy fahizany, sady vitsy no vahiny teo amin’ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay izy ireo mbola mora isaina, mpifindra monina vitsy kely teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fony mbola olom-bitsy izy, Eny, vitsy sady vahiny tao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola olom-bitsy izy ireo tamin’izany; eny, vitsy sady vahiny tao;
malagasy
Fony mbola olom-bitsy izy, Eny, vitsy sady vahiny tao,