Psalms 105:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nifindrafindra firenena izy ireo ary nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nifindrafindra tany tamin’ny firenena; niala tamin’ny fanjakana iray ho amin’ny firenen-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivezivezy nitety firenena maro izy, ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, Sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nifindrafindra firenena izy ireo ary nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa.
malagasy
Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, Sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa,