Psalms 105:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy navelany hampahory azy anefa, fa nananatra mpanjaka noho ny amin’ireo Izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy navelany hampahory azy; ary izy ireo no namaizany mpanjaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy nisy navelan’Andriamanitra hampahory azy fa nampitandrina mpanjaka Izy noho ny amin’ireo hoe:
Malagasy Bible 1865
Tsy nisy navelany hampahory azy, Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin'ireo hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy navelany hampahory azy anefa, fa nananatra mpanjaka noho ny amin’ireo Izy hoe:
malagasy
Tsy nisy navelany hampahory azy, Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin'ireo hoe: