Psalms 105:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mikasika ireo Voahosotro ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mikasika an’ireo voahosotro, ary aza manisy ratsy an’ireo mpaminaniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza kasihina ireo voahosotro ary aza asian-dratsy ireo mpitondra hafatro.»
Malagasy Bible 1865
Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mikasika ireo Voahosotro ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.
malagasy
Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.