Psalms 105:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny mosary ho amin’ny tany Izy; nofoanany avokoa ny hanina rehetra izay tohan’aina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso mosary hamely ny tany Izy, notapahiny ny haniny izay tohan’ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso mosary ho amin’ny tany Izy ka nanafoana ny sakafo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso ny mosary ho amin'ny tany Izy; Notapahiny avokoa ny mofo rehetra, izay tohan'aina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny mosary ho amin’ny tany Izy; nofoanany avokoa ny hanina rehetra izay tohan’aina;
malagasy
Dia niantso ny mosary ho amin'ny tany Izy; Notapahiny avokoa ny mofo rehetra, izay tohan'aina;