Psalms 105:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
naniraka lehilahy iray hialoha azy Izy, dia i Josefa izay namidy ho andevo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka olona hialona azy ireo Izy: i Josefa namidy ho andevo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa naniraka olona hialoha an’ireo Izy, dia i Jôsefa izay namidy handevozina.
Malagasy Bible 1865
Naniraka lehilahy hialoha azy Izy; Josefa namidy ho andevo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
naniraka lehilahy iray hialoha azy Izy, dia i Josefa izay namidy ho andevo.
malagasy
Naniraka lehilahy hialoha azy Izy; Josefa namidy ho andevo;