Psalms 105:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampijalina tamin’ny fatorana ny tongony; nogadraina vy izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nogiazana tamin’ny fatorana ny tongony, nogadrana vy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nogiazana tady ny tongony ary norohizana rojo vy ny vozony,
Malagasy Bible 1865
Nampijaliny tamin'ny fatorana ny tongony; Nogadrany vy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampijalina tamin’ny fatorana ny tongony; nogadraina vy izy,
malagasy
Nampijaliny tamin'ny fatorana ny tongony; Nogadrany vy izy.