Psalms 105:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandra-pahatongan’ny fotoana nahatanterahan’ny teniny; nizaha toetra azy ny tenin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pahatongan’ny andro nahatanterahan’izay voalazany mialoha, izay nanamarinan’ny tenin’Andriamanitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandra-pahatanterahan’ny zavatra nambarany; ny tenin’ny TOMPO no naneho azy ho tsy manan-tsiny!
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahatongan'ny fotoana hahatanterahan'ny teniny; Nizaha toetra azy ny tenin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandra-pahatongan’ny fotoana nahatanterahan’ny teniny; nizaha toetra azy ny tenin’NY TOMPO.
malagasy
Mandra-pahatongan'ny fotoana hahatanterahan'ny teniny; Nizaha toetra azy ny tenin'i Jehovah.