Psalms 105:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa iraka hamaha azy ny mpanjaka, dia tamin’ny mpanapaka ny vahoaka izay nampandefa azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka hanesotra ny fatorany ny mpanjaka: nalefan’ny filohan’ny vahoaka ho afaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanome baiko hamahàna azy ny mpanjaka; eny, nampanafaka azy ny mpifehy vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Naniraka ny mpanjaka hamaha azy, Eny, ny mpanapaka ny vahoaka, mba handefa azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa iraka hamaha azy ny mpanjaka, dia tamin’ny mpanapaka ny vahoaka izay nampandefa azy.
malagasy
Naniraka ny mpanjaka hamaha azy, Eny, ny mpanapaka ny vahoaka, mba handefa azy.