Psalms 105:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nametraka azy ho tompon’ny tranony izy ary ho mpanapaka ny fananany rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natsangany ho tompon’ny tranony, sy ho mpanapaka ny taniny rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notendreny ho lehiben’ny fitondram-panjakana izy sy ho mpanapaka ny taniny manontolo,
Malagasy Bible 1865
Nanao azy ho tompon'ny tranony izy Sy ho mpanapaka ny fananany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nametraka azy ho tompon’ny tranony izy ary ho mpanapaka ny fananany rehetra
malagasy
Nanao azy ho tompon'ny tranony izy Sy ho mpanapaka ny fananany rehetra,