Psalms 105:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hamatotra ny mpitondra araka ny sitrapony sy hampianatra fahendrena ny loholony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hifehy ireo andriandahy araka izay sitraky ny fony, sy hampianatra fahendrena an’ireo loholony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hisarika ny andriambaventy hanaraka ny heviny sy hanolo-pahendrena an’ireo loholom-bahoaka.
Malagasy Bible 1865
Mba hamatotra ny mpanapaka araka ny sitrapony, Sy hampianatra fahendrena ny loholony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hamatotra ny mpitondra araka ny sitrapony sy hampianatra fahendrena ny loholony.
malagasy
Mba hamatotra ny mpanapaka araka ny sitrapony, Sy hampianatra fahendrena ny loholony.