Psalms 105:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankany Ejipta Israely; eny, nivahiny tany amin’ny tanin’i Hama i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nankany Ejipta i Israely, ka nitoetra teo amin’ny tanin’i Kama i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia tonga tany Ejipta i Jakôba mianakavy ary nifindra monina tao amin’ny tanin’i Hama.
Malagasy Bible 1865
Ary Isiraely nankany Egypta; Eny, Jakoba nivahiny tany amin'ny tanin'i Hama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankany Ejipta Israely; eny, nivahiny tany amin’ny tanin’i Hama i Jakoba.
malagasy
Ary Isiraely nankany Egypta; Eny, Jakoba nivahiny tany amin'ny tanin'i Hama.