Psalms 105:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahamaro ny taranaky ny olony ho be indrindra Izy ka nampahery azy noho ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamaroin’Andriamanitra fatratra ny vahoakany, ary nataony mahery noho ireo mpampahory azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohamaroin’Andriamanitra tokoa ny vahoakany ary nataony mahery noho ny mpampahory azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nahamaro ny taranaky ny olony ho be indrindra Izy ka nampahery azy noho ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahamaro ny taranaky ny olony ho be indrindra Izy ka nampahery azy noho ny fahavalony.
malagasy