Psalms 105:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampiova ny fon’ireny hankahala ny olony sy hamitaka ny mpanompony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novany ny fon’ireo, ka tonga nankahala ny vahoakany, sy nanao famadihana an’ireo mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fon’ireo Ejiptianina novany hankahala ny vahoakany sy hanao kendry tohina amin’ireo mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Nampiova ny fon'ireny hankahala ny olony Izy Sy hihendry ny mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampiova ny fon’ireny hankahala ny olony sy hamitaka ny mpanompony Izy.
malagasy
Nampiova ny fon'ireny hankahala ny olony Izy Sy hihendry ny mpanompony.