Psalms 105:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniraka an’i Mosesy mpanompony sy i Arona izay nofidiny Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nirahiny i Môizy mpanompony, sy i Aarôna olom-boafidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nirahiny i Mosesy mpanompony sy i Aharôna ilay voafidiny:
Malagasy Bible 1865
Naniraka an'i Mosesy mpanompony Sy Arona izay nofidiny Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniraka an’i Mosesy mpanompony sy i Arona izay nofidiny Izy.
malagasy
Naniraka an'i Mosesy mpanompony Sy Arona izay nofidiny Izy.