Psalms 105:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy ireo dia nanao ny famantarany teo aminy sy fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireo nanao ny famantaran’Andriamanitra teo amin’izy ireo, nanao fahagagana teo amin’ny tanin’i Kama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy roa lahy no naneho teo amin’ny Ejiptianina ireo famantarana nambaran’ny Tompo mialoha ary nahavita zava-mahagaga teo amin’ny tanin’i Hama.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nanao ny famantarany teo aminy Sy fahagagana tany amin'ny tanin'i Hama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy ireo dia nanao ny famantarany teo aminy sy fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama.
malagasy
Ary izy ireo nanao ny famantarany teo aminy Sy fahagagana tany amin'ny tanin'i Hama.