Psalms 105:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa ny haizina Izy dia tonga ny haizina; ary tsy nisy nanohitra ny teniny izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa haizina Izy, ka nampanjariany alina ny andro, fa tsy nandà ny teniny ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahatonga haizim-pito Andriamanitra ka nanjary maizina izany tany izany ary tsy nisy nahatohitra ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Nahatonga aizina Izy ka nahamaizina; Ary tsy nandà ny teniny izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa ny haizina Izy dia tonga ny haizina; ary tsy nisy nanohitra ny teniny izy ireo.
malagasy
Nahatonga aizina Izy ka nahamaizina; Ary tsy nandà ny teniny izy ireo.