Psalms 105:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahatonga ny rano teo aminy ho ra Izy ka nahafaty ny hazandranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanova ny ranony ho ra Izy, ka nahafaty ny hazandranon’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novany ho ra ny oniny ka maty avokoa ny trondrony;
Malagasy Bible 1865
Nahatonga ny ranony ho rà Izy Ka nahafaty ny hazandranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahatonga ny rano teo aminy ho ra Izy ka nahafaty ny hazandranony.
malagasy
Nahatonga ny ranony ho rà Izy Ka nahafaty ny hazandranony.