Psalms 105:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy sahona betsaka ny taniny; eny, na dia hatrao an’efitranon’ny mpanjakany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy sahona nihahohaho teo amin’ny taniny, hatrany amin’ny efitranon’ny mpanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nataony feno sahona ny tanin’ny Ejiptianina hatrany amin’ny efitranon’ny mpanjakany.
Malagasy Bible 1865
Nisy sahona betsaka ny taniny, Eny, na dia hatrao an-trano fandrian'ny mpanjakany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy sahona betsaka ny taniny; eny, na dia hatrao an’efitranon’ny mpanjakany aza.
malagasy
Nisy sahona betsaka ny taniny, Eny, na dia hatrao an-trano fandrian'ny mpanjakany aza.