Psalms 105:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny Izy dia tonga ny fihitra sy ny moka teny amin’ny faritaniny rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny izy ka lalitra zavon-tany no tonga, dia moka nanerana ny faritaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny Andriamanitra, dia tonga ny fihitra sy moka nihanaka tamin’ny faritany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Niteny Izy, dia tonga ny lalitra betsaka Sy ny moka teny amin'ny faritaniny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny Izy dia tonga ny fihitra sy ny moka teny amin’ny faritaniny rehetra.
malagasy
Niteny Izy, dia tonga ny lalitra betsaka Sy ny moka teny amin'ny faritaniny rehetra. [Na: fihitra, na kalalao]