Psalms 105:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahatonga havandra ho solon’ny ranonorana Izy ary afo midedadeda teny amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norotsahany havandra ho solon’ny ranonorana izy ireo; sy afo nidedadeda teo amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havandra no narotsany ho solon’ny orana ary koa varatra izay nandoro ny tanetiny.
Malagasy Bible 1865
Nahatonga havandra ho solon'ny ranonorana Izy Sy afo midedadeda teny amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahatonga havandra ho solon’ny ranonorana Izy ary afo midedadeda teny amin’ny taniny.
malagasy
Nahatonga havandra ho solon'ny ranonorana Izy Sy afo midedadeda teny amin'ny taniny.