Psalms 105:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namely ny voalobony sy ny aviaviny Izy ka nanapatapaka ny hazo teo amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namono ny voalobony aman’aviaviny izy, ary nanapatapaka ny hazo teo amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosimbany ny voalobony sy ny aviaviny ary nopotehiny ny hazo tamin’ny faritaniny.
Malagasy Bible 1865
Namely ny voalobony sy ny aviaviny Izy Ka nanapatapaka ny hazo teo amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namely ny voalobony sy ny aviaviny Izy ka nanapatapaka ny hazo teo amin’ny taniny.
malagasy
Namely ny voalobony sy ny aviaviny Izy Ka nanapatapaka ny hazo teo amin'ny taniny.