Psalms 105:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny Izy dia tonga ny valala sy ny sompanga tsy hita isa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny Izy dia tonga ny valala, ka valala tsy hita isa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny Izy, dia tonga ny valala sy ny kijeja tsy hita isa
Malagasy Bible 1865
Niteny Izy, dia tonga ny valala Sy ny sompanga tsy hita isa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny Izy dia tonga ny valala sy ny sompanga tsy hita isa;
malagasy
Niteny Izy, dia tonga ny valala Sy ny sompanga tsy hita isa;