Psalms 105:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nihinana ny zava-maitso rehetra teny amin’ny taniny ireny ka nandany ny vokatry ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nohanin’ireny avokoa ny ahitra teo amin’ny taniny, nolevonin’ireny ny vokatry ny sahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nihinana ny ahitra rehetra an-tanety sy nihinana ny vokatr’ireo tanimboliny.
Malagasy Bible 1865
Dia nihinana ny zava-maitso rehetra teny amin'ny taniny ireny Ka nandany ny vokatry ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nihinana ny zava-maitso rehetra teny amin’ny taniny ireny ka nandany ny vokatry ny taniny.
malagasy
Dia nihinana ny zava-maitso rehetra teny amin'ny taniny ireny Ka nandany ny vokatry ny taniny.