Psalms 105:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namely ny lahimatoa rehetra tany amin’ny taniny Izy, dia ny voalohan-terany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namono ny lahy matoa rehetra teo amin’ny taniny Izy, dia ny voalohan’ainy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novonoin’Andriamanitra ho faty avokoa ny lahimatoa rehetra tamin’io tany io, dia ireo santatry ny hery tamin’ny ankohonana ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Ary namely ny lahimatoa rehetra tany amin'ny taniny Izy, Dia ny voalohan'ainy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namely ny lahimatoa rehetra tany amin’ny taniny Izy, dia ny voalohan-terany rehetra.
malagasy
Ary namely ny lahimatoa rehetra tany amin'ny taniny Izy, Dia ny voalohan'ainy rehetra.