Psalms 105:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra ny olony nivoaka avy tany Izy, niaraka tamin’ny volafotsy sy volamena; tsy nisy nangozohozo na dia iray akory aza tamin’ireo fokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny nivoaka ny vahoakany nitondra volafotsy sy volamena, ary tsy nisy nangozohozo tamin’ireo fokony, na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa navoakany kosa ilay vahoakany nombàn’ny volafotsy sy volamena; ka tsy nisy tamin’ireo fokony izay hoe narisarisa na iray aza.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nitondra ny olony nivoaka Izy sady nampahazo azy volafotsy sy volamena; Ary tsy nisy nangozohozo na dia iray akory aza tamin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra ny olony nivoaka avy tany Izy, niaraka tamin’ny volafotsy sy volamena; tsy nisy nangozohozo na dia iray akory aza tamin’ireo fokony.
malagasy
Ary dia nitondra ny olony nivoaka Izy sady nampahazo azy volafotsy sy volamena; Ary tsy nisy nangozohozo na dia iray akory aza tamin'ny fireneny.